Famahana olana : Mitaky ny hanaovana « Ady gasy » ny Kfim
Tsotra ny avy amin’ny Komity ho an’ny fanorenana ifotony (Kfim). Nambaran’izy ireo taorian’ny fandalovan’ny iraky ny sehatra iraisam-pirenena, Sadc, fa tokony halamina aloha ny firenena mialoha ny hirosoana amin’ny fifidianana. « Tsy maintsy hiafara amin’izany fifidianana izany ihany isika ary mba ho ity ny krizy fara